|
|
|
|

Entrée1  bisikilety
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fita ovam-pandehanana misy familiana sy kodiarana roa mifanao aloha sy aoriana, ka fivoy, eo afovoany, misy rantsany roa havia sy havanana izay hitsahin' ny tongotra no mampihodina ny kodiarana ka mampandeha azy; nomena anarana koa hoe tongomalady [1.1]
Explications en anglais  4  a bicycle [1.7]
Explications en français  5  bicyclette [1.8]
Tous les mots composés 
Vocabulaire  7  Transports
Synonymes  8  tongomalady

Mis à jour le 2025/09/12