Entrée | biriky | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Explications en malgache | Feta ampandrina ka alatsaka anaty lasitra (hazo lavalava efa-joro) ka ananganana trano rehefa maina; misy karazany roa ny biriky: ireo atao amin' ny tany tsotra, izay atao hoe biriky tany, ary ireo atao amin' ny tanimanga na tany dilatra, izay atao hoe biriky tanimanga; ireto faharoa dia tsy maintsy dorana ao anaty lafaoro amin' ny fompotra na amin' ny kitay hazo [1.1] | ||||||
Explications en anglais | A brick [1.2, 1.7] | ||||||
Explications en français | Brique [1.8, 1.13] | ||||||
Exemples |
| ||||||
Vocabulaire | Economie: bâtiments, travaux publics | ||||||
Mots composés |
| ||||||
Origine | Anglais: brick (a). Français: brique (une). | ||||||
Article | Randzavola: biriky ao amin' ny Baiboly | ||||||
Illustrations | |||||||
Mis à jour le 2023/08/11 |