Entrée | 1 bilady |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 tany, faritany, firenena [Taimoro]
[1.78] 4 tany, dia toy ny tany onenana (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [Bara] [1.353#61] 5 Teny enti-milaza ny trano itoerana sy ny tany onenana, ny harena sy ny fitohizan' ny fianakaviana na foko amin' izay soa na tombontsoa efa ananany: Isika mianakavy: tsy ho vaky bilady amin' izay nentin' ny ray aman-dreny na ny razana [1.1] |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2020/07/31 |