Entrée be saina
Mots élémentaires be ; saina
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza olona lalim-pandinika, ampy fiheverana, tsy atoro amin' izay fialana olana, fa hendry sy be hevitra
(hevitra maneso): enti-milaza olona mihevitra ny tenany ho mahay noho ny hafa ka tsy milefitra ary manao ny sasany ho tsinontsinona, manao azy ho manan-tsaina [1.1]
Explications en anglais Very wise; very cunning. [1.2]

Mis à jour le 2023/01/01