Entrée | Beminahy | ||
Partie du discours | nom proverbial | ||
Explications en malgache | Olona tsy hendry loatra, izay nanao zavatra mahatsikaiky, toy ny hoe: kiraro samy hafa no ataony indray mitondra, na ny ila tongony ihany no asiany kiraro [1.10] | ||
Mots composés |
| ||
Proverbes | Proverbes contenant le mot Beminahy | ||
Mis à jour le 2023/08/11 |