Entrée Beminahy
Partie du discours nom propre (personnage fictif) [liste complète]
Définition malgache olona tsy hendry loatra, izay nanao zavatra mahatsikaiky, toy ny hoe: kiraro samy hafa no ataony indray mitondra, na ny ila tongony ihany no asiany kiraro [Ravelojaona 1937]
Citations 

2015/10/22