|
|
|
|

Entrée1  be mihimpy
Mots élémentaires  2  be, 3  mihimpy
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  Mpandositra na mpandao fonenana tafatambatra, izay mazàna tonga olon-dratsy [1.1]
6  andia-mpanompo nilefa fahizay izay niray dia mba handroba na hangalatra [1.1]
Explications en français  7  nom donné aux esclaves fugitifs et formés en bandes de voleurs [1.3]
Autres orthographes  8  bemihimpa

Mis à jour le 2025/09/12