|
|
|
|

Entrée1  be marenina
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  tsy mihaino anatra, be ditra, mafy sofina [1.1]
Exemples  4  Mandehana ento miakatra ny omby, hoy i Kadadra, izany no tahotra ahy ka mianatra ny bemarenina mianakavy [2.895#]
5  Ambonin' izay, mbola nanao bemarenina ny fitondram- panjakana ary saika hiroso amin' ny fanapahina karama ihany na dia nahazo rariny teo anatrehan' ny Fitsarana tampony aza ny Sendikan' ny mpitsara (Smm), izay nampakatra ny raharaha teny amin' ny fitsarana. [4.27#]
Mots élémentaires  6  be, marenina

Mis à jour le 2023/01/01