Entrée batorano > vatorano
Mots élémentaires vato ; rano
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazana vatomainty izay mainty dia mainty ary mafy izaitsizy, ela vao mafana raha hafanaina, ka raha mandalo eo aminy ny entona tonga rano [1.1]
 Vato vandana mainty [1.13]
Explications en français Granit [1.13]
Vocabulaire 
Synonymes granita ~ vatomainty
Mots composés 

Anagrammes