Entrée | 1 batisa |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 (Fiv. protest.) Anaran' ny batemy amin' ny protestanta, izay samy hafa kely amin' ny fahazoan' ny katolika azy satria toa fanolorantena amin' Andriamanitra indrindra no anton' ny batisa [1.1] |
Explications en anglais |
4 baptism, the administration of Christian baptism. See tso-drano. [1.2] |
Explications en français |
5 baptême (pour les protestants) [1.5] |
Exemples |
6 Dia nanao batisa ny ankizy ny Pastera. [2.499#] 7 Dia natao batisa izy sy ny Praiministra. [2.113#] 8 Tany Ankazonamoizana Ravahatra no natao batisa. [2.649#] |
Vocabulaire |
9 Religions, Croyances |
Autres orthographes | 10 badisa |
Mots composés |
|
Article |
12 Randzavola: batisa ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 13 batisa, sabita |
Mis à jour le 2022/07/30 |