| Entrée | 1 baskety | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   [fr. basket-ball] Lalao fanatanjahan-tena misy mpilalao dimy an-daniny avy ka ny ifaninanan' izy roa tonta dia izay hampidirana baolina imbetsaka indrindra ao anatin' ny haraton' ny an-kilany avy [1.1] | 
| Vocabulaire | 4 Sports | 
| Autres orthographes | 5 basketra | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |