| Entrée | 1 basirano | 
| Mots élémentaires | 2 basy, 3 rano | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Karazam-pitaovana ampiasain' ny dokotera hanadiovana amin' ny rano ny ao anatin' ny tena: na ny tsinay izany raha sendra mitohana tsy mahavalana na ny tranonjaza rehefa avy miteraka. (Misy zavatra telo amin' ny basirano dia ny fitoeran-drano, ny fingotra lava fandehanan' ny rano ary ny vavam-basirano) [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   A syringe. [1.2] | 
| Vocabulaire | 7 Santé | 
| Anagrammes | 8 basirano, 9 borisana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |