|
|
|
|

Entrée1  baribary
Radical  2  bary
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  mitovy hevitra amin' ny bary
5  enti-milaza ny maso misokatra sy mihiratra tsara ary falifaly: Baribary maso [1.1]
Explications en anglais  6  large, full, well-made, clear, conspicuous [1.2]
7  open; evident, known [1.7]
Explications en français  8  évident [1.3, 1.8]
9  ouvert en grand [1.3]
10  grand ouvert [1.8]
Exemples  11  Ary sao mba efa nojeren'ireo masony baribary ialahy? [2.895]
12  Toa vao mainka nahabaliaka ny masony baribary ny fiantefan' ny mena midorehitra teny amin' ny molony nifangala-doko tamin' ny lamba teny an-kodiny. [2.529]
Dérivés 
13  Verbes actifs :
14  Verbes passifs :
15  Verbes relatifs :
16  Noms :
17  unkLabel:5av: :

Mis à jour le 2020/07/31