Entrée baoty
Partie du discours nom
Explications en malgache Fonon-dranjo hoditra atao eo ambonin' ny kiraro mba hiarovana amin' ny ranon' ando na ny tsilo na ny riaka, na ny fotaka, rehefa manavasava any anaty ahitra na rehefa avy ny orana [1.1]
Explications en anglais Boots [1.2]
Origine Français: botte.

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31