Entrée | baorina | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | [fr. borne] Tsatobato efa-joro lavalava famaritana ny tany misy tompony ary voasoratra any amin' ny fanjakana:
Tany vita baorina Tsato-bato misy tarehimarika milaza ny isan' ny kilaometatra mampisaraka toerana na tanàna roa [1.1] | ||
Origine | Français: borne. | ||
Illustrations | |||
Anagrammes | baorina, boriana, irobana, robaina |
Mis à jour le 2020/07/31 |