Entrée baondy
Partie du discours nom
Définition malgache Anaran-karatra filalaovana misy sary tokana eo afovoany (kodiadiam-borona na efa-joro na fo na fon' omby mainty), ka heverina mazàna fa anisan' ny tsara indrindra amin' ny vato [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the ace in playing cards. [Richardson 1885]
Définition française as [SLP 1986]
Vocabulaire 
Citations 
Illustrations 

2012/11/03