Entrée (1/2) | 1 banky |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Enti-milaza olona tsy manana na inona na inona intsony noho ny fahavoazana nihatra taminy. (Jereo Bankirompitra, bankiroty) |
Analogues | 4 foan-tanana, majifa ny fananana, lany fatotra amam-pondrana, tsy am-bariraiventy, kisoa bory rambo, tsy kitay tsy vary maina, tsy filo tsy fihatsaka, tsy kibay tsy fively, mangadihady toy ny vilany nahandroam-patsa |
Entrée (2/2) | 5 banky |
Partie du discours | 6 nom |
Explications en malgache |
7 [1.1] Trano fitehirizam-bola izay ametrahan' ny olona vola, isamboram-bola misy antoka, miraharaha ny fifamoivoizan' ny vola, ary manonta vola koa aza indraindray 8 [1.13] andry ara-bola natao hisahana ny raharaham-bola ao amin'ny firenena iray |
Explications en français |
9 [1.13] banque |
Vocabulaire |
10 Economie: finances, gestion |
Mots composés |
|
Anagrammes | 14 banky, bikan, binak |
Mis à jour le 2023/08/11 |