Entrée (1/2) | 1 bambana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.10#B.46] toerana ranoiray sady tsy hita fara: Ny sambo dia mivoaka avy amin' ny seranana ka miditra amin' ny bambana 4 [1.62] toerana midadasika tsy hita faritra; faritra tsy taka-drefy |
Explications en anglais |
5 [1.2] [Provincial]
a boundless space |
Exemples |
6 Vao mitazana eo an-davarangana ianao dia bambana tsy taka-maso no indro tazanao [1.62] |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 12 bambaña |
Partie du discours | 13 adjectif |
Explications en malgache |
14 [1.78] [Tambahoaka]
adaladala |
Anagrammes | 15 bambaña, bambana |
Mis à jour le 2023/10/24 |