Entrée bamba iray
Mots élémentaires bamba ; iray
Partie du discours locution
Explications en malgache Miravona tsy misy avo sy iva, na fiavakavahana [1.10]
  bamba [1.1]
Explications en anglais Level or alike all over [1.7]
Explications en français égal ou de même niveau partout, uniforme [1.8]
Exemples 
1ka nanjary bamba iray tsy nisy famavany intsony mampahatsiaro irony tongo-tsariolona vorodamba, filalaon'ny ankizy fahizay. [1.223]
2tsy hita loatra ny hanavahana ny hoditra mitanjaka sy ny faritra mitafy amin' ny tenany, fa saika bamba iray izany rehetra izany. [2.472]
Autres orthographes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/01