|
|
|
|

Entrée1  bamba iray
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.10#B.46] miravona tsy misy avo sy iva, na fiavakavahana
4  [1.1] bamba
Explications en anglais  5  [1.7] level or alike all over
Explications en français  6  [1.8] égal ou de même niveau partout, uniforme
Exemples  7  [1.223] ka nanjary bamba iray tsy nisy famavany intsony mampahatsiaro irony tongo-tsariolona vorodamba, filalaon'ny ankizy fahizay.
8  [2.472] tsy hita loatra ny hanavahana ny hoditra mitanjaka sy ny faritra mitafy amin' ny tenany, fa saika bamba iray izany rehetra izany.
Mots élémentaires  9  bamba, iray
Autres orthographes  10  bambaray, bambiray

Anagrammes  11  bamba iray, mibarabay

Mis à jour le 2025/02/02