|
|
|
|

Entrée1  balelaka
Radical  2 belaka
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Be vava, mivelatra ny vavany nefa marivo aty: Tsy mahalany firy ny harona balelaka.
5 Misokatra be (fiteny amin' ny vozon' akanjo, maso): Balela-bozona be ilay akanjonao maitsomaitso. / Balela-maso itỳ zaza itỳ. [1.1]
Explications en français  6 bien ouvert et peu profond. [1.3]
Dérivés 
Verbes actifs :
Adjectifs :
Tous les mots composés  9 balela-maso

Mis à jour le 2025/11/09