Entrée bakteria
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazana mikraoby zavamaniry, ka mitsinjara efatra indray izy ireo, dia ny basila, ny kaoka, ny vibrio ary ny spiroketa [1.1]
 Anarana ilazana mikrôby iray tokantsela tsy misy vihy, karazana bibikely tsy hita maso miandraikitra ny fanovana ny azôty ho azon'ny zavamaniry ampiasaina amin'ny fiainany [1.13]
Explications en français Bactérie [1.13]
Vocabulaire 
Origine Français: bactérie.

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31