Entrée bailoka
Partie du discours adjectif
Définition malgache Tsy mahitsy, meloka, mivilana, mitovy amin' ny hoe biloka, izay fampiasa matetika kokoa: Tsy azo anaovana na inona na inona ity hazo ity fa bailoka
Mitovy hevitra: bilaka ~ biloka ~ meloka ~ mibirioka ~ miolana ~ mivaona ~ mivilana [Rajemisa 1985]
Définition française Tortu, de travers [Abinal 1888]
Dérivations 

2017/05/29