Entrée (1/2) | 1 bado |
Partie du discours | 2 adjectif |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
13 [1.1] Kely saina, donto saina, tsy ampy fiheverana, mora ambakaina. (Araka izany, dia tsy azo atao hoe bado ny tsy nahita fianarana fotsiny, satria mety ho manan-tsaina tokoa izy, fa ny fianarana no tsy hitany): Bado koa izany raha olona, itỳperatra volamena itỳ,' dia natakalony akanjo marevaka be soratra |
Explications en anglais |
14 [1.7] stupid; illiterate |
Explications en français |
15 [1.3] qui a l'esprit obtus, un peu bête 16 [1.8] stupide; illettré |
Exemples |
17 [2.48] Lehibe Rasendrasoa, bado tokoa sady lava no vaventy:
18 [2.470] Tsy te hiseho ho bado velona loatra izy, na dia nanitikitika azy aza ny eritreriny. |
Analogues | 19 tsotra loatra, tsobe, mora amidy, olom-be, tsy mahay olakolaka, mifanahin-jaza bado |
Proverbes | 20 Proverbes contenant le mot bado |
Entrée (2/2) | 21 bado |
Partie du discours | 22 nom |
Explications en français |
23 [1.19] [Tankarana]
nom d'une espèce de serpent; sorte de boa. |
Vocabulaire | 24 Zoologie: reptiles, amphibiens |
Anagrammes | 25 bado, boda, dabo, doba |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |