|
|
|
|

Entrée1  badenina
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Jemby, mamjambena: Badeninany masoko nijery ny masoandro dimy segondra monja
Fanimpanina, domelina, vizana izaitsizy ka voly, toa tsy maharay tena intsony: Badenina aho izany, hoy Rasoa, fa adiny telo aho no nifantsika nanjaitra teto
Explications en anglais  4  [1.2] dizzy
Explications en français  5  [1.3] qui est ébloui, qui a des vertiges
Dérivés 
6  Adjectifs :
Synonymes  7  badena

Anagrammes  8  badenina, nibedana

Mis à jour le 2020/07/31