|
|
|
|

Entrée (1/2)1  bada
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  tsy miteraka [Tambahoaka] [1.78]
4  tsentsina, mihidy [Betsimisaraka] [1.78]
5  tsentsina, tsy miteraka (biby), mainty pina (lohambolo) [Sihanaka] [1.78]
6  Tsy miteraka (fiteny indrindra amin' ny biby, fa ny olona atao hoe momba: Bada angamba ilay ombivavinay, fa hatramin' izao mbola tsy niteraka ihany
Miraiki-dela fa tsy mahatonona avy hatrany izay tiana holazaina (matetika ny teny verindroa badabada no ampiasaina amin' itỳ hevitra itỳ ). [1.1]
7  toetran'ny biby tsy afaka miteraka, sekatra [1.13]
Explications en anglais  8  barren, sterile, used of fat cattle; closed up, obstructed, impeded. [1.2]
Explications en français  9  Stérile, se dit des animaux ; fig. embarrassé, obstrué [1.3]
10  stérile [1.13]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Noms :
Tous les mots composés  15  5 combinaisons de ce mot
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)17  bada
Partie du discours  18  nom
Explications en malgache  19  fandrarana, fisakanana [Taisaka] [1.78]
Explications en français  20  empêchement, défense [Taisaka] [1.82]

Anagrammes  21 Abdà, 22 bada, 23 daba

Mis à jour le 2025/10/08