Entrée azy ho azy
Mots élémentaires azy ; ho
Partie du discours locution
Explications en malgache Raharahany, izy no tompon'andraikitra: Voasambotra, hono, Rabe fa namilivily volam-panjakana. Azy ho azy ny azy; aoka anefa fa nanao ratsy [1.1]
Explications en français Cela les regarde, c'est leur affaire. [1.3, 1.5]

Mis à jour le 2023/07/19