| Entrée | 1 azom-panafana | 
| Mots élémentaires | 2 azo, 3 fanafana | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   mety ho sitran' ny fanafody: Tsy azom-panafana ilay aretina nahavoa azy ka hany nataon' ny dokotera ny nanalefaka ny fangirifiriany [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |