|
|
|
|

Entrée (1/2)1  azoazo (azo)
Partie du discours  2  participe
Explications en malgache  3  Tiana araka ny fankasitrahan' ny maso, na ny sofina...: Iza no alainao amin' ireto satroka ireto? Itsy volombatolalaka no azoazoko 4  Metimety, tsaratsara, enti-milaza toe-pahasalamana tsy tsaratsara teo aloha ka efa metimety: Manao ahoana izany fanavianao? Efa azoazo fa misaotra [1.1]
Explications en anglais  5  pleased with, preferred, grateful. [1.2]6  found pleasing, approved of [1.7]
Explications en français  7  obtenu un peu, compris un peu: Tsy azoazoko ny teninao (Je ne comprend pas trop ce que vous dites) 8  préféré [1.3]9  approuvé, préféré [1.8]
Exemples  10  Mbola azoazoko an-tsaina ihany fa voalavo marary izy io [2.472]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
Mots composés 

Entrée (2/2)15  azoazo
Partie du discours  16  nom
Vocabulaire  17  Biologie
Explications en malgache  18  Ranon' afero [Provincial] [1.1]
Explications en français  19  bile. (afèro). [Tankarana] [1.19]

Anagrammes  20  azoazo, ozaoza

Mis à jour le 2023/08/16