Entrée avoy (voy)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Entina mivoy, ampiasaina hampandeha ny lakana amin' ny fanosehana any aoriana ny rano, izay mampandroso ny lakana kosa [1.1]
Morphologie 
Présent : avoy, avoiko, avoinao, avoiny, avointsika, avoinay, avoinareo, avoin', avoin-, avoim-
Passé : navoy, navoiko, navoinao, navoiny, navointsika, navoinay, navoinareo, navoin', navoin-, navoim-
Futur : havoy, havoiko, havoinao, havoiny, havointsika, havoinay, havoinareo, havoin', havoin-, havoim-
Impératif : avoizo

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20