Entrée (1/2) | 1 avotra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache | 3 fanongotana [Betsimisaraka+Tanala] [1.78]4 Famonjena 5 Fanafahana na fanalana ao anatin' ny loza 6 Fividianan-javatra efa an' ny tena taloha ihany [1.1] |
Explications en anglais | 7 ransom, redemption [1.2]8 price; means of effecting a ransom [1.2] |
Explications en français | 9 rachat, rédemption, rançon [1.3, 1.8]10 achat d'esclaves, prix, secours [1.3] |
Exemples |
11 avotra aina ny ahy, tsy ahoako izay vola lany, ny aiko angaha misy vidiny! [2.472] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 18 avotra |
Partie du discours | 19 nom |
Explications en malgache | 20 Fanongotana ny ketsa hafindra [1.1] |
Explications en anglais | 21 See OMbotra, ONgotra [1.2] |
Explications en français | 22 arrachement, extirpation [1.3] |
Dérivés |
|
Anagrammes | 25 avotra, ovatra, voatra |
Mis à jour le 2023/10/17 |