|
|
|
|

Entrée1  averina
Radical  2 verina
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Ampanaovina dia mianotra: Avereno ny fiarakodia.
5 Lazaina indray: Avareno izay lazaiko.
6 Atao fanindroany: Naverina indray ny fanadinana fa nisy nahita mialoha ny zavatra hanadinana.
7 Asaina miverina: Naverina ilay iraka.
8 Aterina: Tsy mbola naverin' ilay karilahy iny ihany ny bokiko nindraminy.
9 Ampodìna: Naveriny ho amin' ny ialan' ny fahamarinana ilay zanany nania. [1.1]
Explications en anglais  10 Used of something returned or sent back. [1.2#753]
Explications en français  11 Qu’on fait revenir, retourner, qu’on rend, qu’on rapporte, qu’on ramène, qu'on répète, qu'on redit: Vao lasa kelikely ny mpitondra entana dia naverina (Le porteur de paquets était à peine parti, qu’on l’a fait revenir) ~ Tsy mbola naverina ny hetiko (On ne m’a pas encore rendu mes ciseaux). [1.3#828]
Exemples  12  Manao ahoana iry olona iry raha averina? [2.298#46]
13  Andrasana kely hahazo aina dia averina indray. [2.472#]
14  Raha misy ambiny ny vola dia averina any aminy. [2.356#]
Morphologie 
15  Présent :
16  Passé :
17  Futur :
18  Impératif :
Proverbes  19  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02