Entrée averimberina (verimberina)
Partie du discours verbe passif
Explications en français Qu'on répète souvent, qu'on redit sans [...] [texte complet dans 1.5]
Exemples 
1Indraindray ny hevitra izay kasaina holazaina dia averimberina; [1.38]
2Lesona averimberina sy ampianarina ny ankizy ny tapasiry, koa tsy mahagaga raha izy ireo no maro voaray feo. [2.606]
Morphologie 
Présent : averimberina, averimberiko, averimberinao, averimberiny, averimberintsika, averimberinay, averimberinareo, averimberin', averimberin-, averimberim-, averimberi-
Passé : naverimberina, naverimberiko, naverimberinao, naverimberiny, naverimberintsika, naverimberinay, naverimberinareo, naverimberin', naverimberin-, naverimberim-, naverimberi-
Futur : haverimberina, haverimberiko, haverimberinao, haverimberiny, haverimberintsika, haverimberinay, haverimberinareo, haverimberin', haverimberin-, haverimberim-, haverimberi-
Impératif : averimbereno
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20