Entrée | avalana (valana) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Avala handeha hanaraka ny rano: Taloha navalana rano ny fatin' ny olo-meloka sasantsasany Entin' (ny rano): Navalan' ny rano ny fatin' ilay akoho matin' ny barika Roahina, ahataka lavitra: Tokony havalana lavitra ny tanàna ny lambo [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot avalana | ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |