| Entrée | 1 avalana |
| Radical | 2 valana |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Avala handeha hanaraka ny rano: Taloha navalana rano ny fatin' ny olo-meloka sasantsasany.
5 Entin' (ny rano): Navalan' ny rano ny fatin' ilay akoho matin' ny barika. 6 Roahina, ahataka lavitra: Tokony havalana lavitra ny tanàna ny lambo. [1.1] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|