Entrée | 1 avadika |
Radical | 2 vadika |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Atao miamboho: Avadiho ny lalimoara 5 atao ivelany ny ao anatiny: Navadiny ny zipony ka nihomehy daholo ny olona 6 aseho ny lafiny mbola tsy niseho: Avadiho amin' izay ny takelaka 7 iodinana: Navadiky ny sakaizany izy 8 afindra ho amin' ny fasan-drazana na fonosin-dambamena: Amin' ny herintaona no havadika i Dadatoa [1.1] |
Explications en anglais |
9 to be turned over 10 to be changed (of a conversation) [1.7] |
Explications en français |
11 qu’on retourne [1.3, 1.8] 12 qu’on trahit [1.3, 1.8] 13 qu’on change de côté, qu’on tourne, qu’on met à l'envers, qu'on chavire 14 qu’on transporte dans un autre tombeau [1.3] 15 dont on change le sujet (conversation) [1.8] |
Exemples |
16 Navadik'ilay kary aho (Ce coquin m’a trahi) [1.3] 17 Asa tany Mila avadika ny tany rehefa mamboly. [2.117] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |