Entrée | atsontsona (tsontsona) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Entina manafosafo, manambitamby biby: Ny tanany malefadefaka iny no natsontsony an' ilay alika ka nampatory azy [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Anagrammes | antsoantso, atsontsona, ontsaontsa |
Mis à jour le 2023/01/20 |