|
|
|
|

Entrée1  atsoboka
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  tsoboka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Ampidirina ao anaty rano: Atsobok' Ibalita ao anaty sinibe ny tanany maloto
Exemples  9  [2.472#] atsoboka anaty daba feno ditsaka ny lohan' ilay olona.
10  [2.508#] Fa nony nataon' Andrianampoinimerina didy ny tangena dia natsahatra ny tanana atsoboka sy ny lelantsy nodorana ary ny sosoa mora.

Anagrammes  11  atsoboka, botsoaka, kotsabao

Mis à jour le 2025/07/29