Entrée | 1 atsoboka |
Radical | 2 tsoboka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Ampidirina ao anaty rano: Atsobok' Ibalita ao anaty sinibe ny tanany maloto [1.1] |
Exemples |
5 atsoboka anaty daba feno ditsaka ny lohan' ilay olona.
[2.472#]
6 Fa nony nataon' Andrianampoinimerina didy ny tangena dia natsahatra ny tanana atsoboka sy ny lelantsy nodorana ary ny sosoa mora. [2.508#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 atsoboka, 12 botsoaka, 13 kotsabao |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |