Entrée (1/2) | 1 atsimo |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Lafin' ny tany any an-kavanana raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny avaratra [1.1] |
Explications en anglais |
4 the south. Atimo, and ambalaka used in the provinces. [1.2] 5 the south [1.7] |
Explications en français |
6 sud [1.3#66, 1.8] |
Exemples |
7 Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [2.472] |
Vocabulaire |
8 Espace |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Autres orthographes | 14 atimo |
Mots composés |
|
Ethnonymes |
|
Toponymes |
|
Proverbes | 21 Proverbes contenant le mot atsimo |
Entrée (2/2) | 22 atsimo |
Partie du discours | 23 nom |
Explications en malgache |
24 Kely haja, mahantra [1.1] |
Anagrammes | 25 atsimo, maitso, misota |
Mis à jour le 2023/08/11 |