Entrée atsaingoka (tsaingoka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Entina mitsaingoka, manaikitra mitomboka amin' ny vava (vorona) [1.1]
Morphologie 
Présent : atsaingoka, atsaingoko, atsaingokao, atsaingony, atsaingotsika, atsaingokay, atsaingokareo, atsaingok', atsaingo-
Passé : natsaingoka, natsaingoko, natsaingokao, natsaingony, natsaingotsika, natsaingokay, natsaingokareo, natsaingok', natsaingo-
Futur : hatsaingoka, hatsaingoko, hatsaingokao, hatsaingony, hatsaingotsika, hatsaingokay, hatsaingokareo, hatsaingok', hatsaingo-
Impératif : atsaingòhy

Mis à jour le 2023/01/20