Entrée atsa
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Sakalava] Fivoizana lakana moramora ataon' ny mpihaza fano na sokatra mba tsy ho henony [Rajemisa 1985]

Entrée atsa
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] hira, antsa [Rakotosaona 1972]
Définition française   [Taisaka] chant [Deschamps 1936]
Dérivations  

2009/04/08