Entrée atovana (tovana)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao tovana, atohy: Ny "ina" sy "ana" dia atovana amin' ny fototeny mba hanaovana matoantenin' ny iharana [1.1]
Morphologie 
Présent : atovana, atovako, atovanao, atovany, atovantsika, atovanay, atovanareo, atovan', atovan-, atovam-, atova-
Passé : natovana, natovako, natovanao, natovany, natovantsika, natovanay, natovanareo, natovan', natovan-, natovam-, natova-
Futur : hatovana, hatovako, hatovanao, hatovany, hatovantsika, hatovanay, hatovanareo, hatovan', hatovan-, hatovam-, hatova-
Impératif : atovàno

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31