|
|
|
|

Entrée1  atombina
Radical  2 tombina
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Apetraka (enti-milaza biby na olona ihany): Atombeno eo amin' ny tsihy ny zanakao dia mandehana manao raharaha; fa tsy fiteny, ohatra, ny hoe: Atombeno eo ambony latabatra ny bokinao.
5 Apetraka maka toerana tsara: Natombiny tsara teo amin' ny halana ny sininy dia iny izy nivikiviky nanao kinarinarina.
6 Atao mifototra tsara amin' ny: Atombeno amin' ny fianarana ny sainao, fa aza avala hiriorio atsỳ sa arỳ. [1.1]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11 ambatony, 12 animbato, 13 atambino, 14 atombina, 15 mañaboty, 16 tambinoa

Mis à jour le 2025/09/12