| Entrée | 1 atolaka |
| Radical | 2 tolaka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Ahodina: Hay! natolaky ny rivotra fotsiny ny varavarana fa tsy nisy namoha akory.
5 Avily: Mba hatolak' Andriamanitra anie izany loza izany!. 6 Afindra, ailika: Aza atolaka aty amiko ny hadisoana nataonao. [1.1] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 12 atakalo, 13 atolaka |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|