|
|
|
|

Entrée1  ato ho ato
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3 Enti-manondro toerana voafaritra: Ato ho ato no misy ilay Peratro very
4 Enti-manondro fotoana tsy lavitra loatra nefa akaiky kokoa noho ny atsy hoatsy: Mikasa hanao rindran-kira ry zareo ato ho ato [1.1]
Explications en anglais  5 somewhere near here; soon [1.7]
Explications en français  6 par là à côté; bientôt [1.8]

Mis à jour le 2025/12/08