|
|
|
|

Entrée (1/4)1  atatra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  akotry [Betsimisaraka] [1.78]
4  fakofako na akotry mifangaro amin'ny fotsim-bary [Tanala] [1.78]
5  Akotry tsy voavaofy tamin' ny fitotoana azy ka mbola miharo amin' ny fotsimbary [1.1]
6  akotry [Bezanozano] [1.78]
7  fonon'ny voambary ivelany amin'ny akotry [1.13]
Explications en français  8  glumelle [1.13]
9  Grains de riz que le pilonnage n'a pas décortiqué et qui sont mêlés aux grains convenablement débarassés de leurs glumes. On doit les séparer un à un du riz décortiqué. C'est l'opération appelée fanalana atatra ou fitsimponana [Merina] [1.196]
10  [Betsileo]
Vocabulaire  11  Botanique: (en général)
Mots composés 

Entrée (2/4)13  atatra
Partie du discours  14  nom
Explications en malgache  15  Fahamenarana, fahatsiarovan-tena (tsy fampiasa afa-tsy amin' itỳ fomba fiteny itỳ: Tsy vaky atatra: tsy mahalala menatra)
16  Tsy vaky afero, tsy valahara [1.1]

Entrée (3/4)17  atatra
Partie du discours  18  nom
Explications en malgache  19  Enti-milaza fahavokisana tsy anerany, fahatoranana, fihinjirana maty eo no ho eo. [1.1]
Dérivés 
20  Verbes actifs :
21  Verbes relatifs :
22  Noms :

Entrée (4/4)23  atatra
Partie du discours  24  nom
Explications en malgache  25  Zavamaniry fanao fampivalanana ny voany saingy tsy azo omena ny ankizy na ny olona malemy tsinay fa mety hahatonga fivoahan-dra indray (Jatropha mahafalensis) [1.1]
Explications en français  26  (sens général : tomber raide mort après avoir mangé avec voracité ; allusion à la toxicité des graines). Jatropha mahafalensis Jum. & H. Perrier (Euphorbiaceae). Voir aussi betatra. Nom de plusieurs arbres de la famille des Lauraceae. [Mahafaly] [1.196]
Vocabulaire  27  Botanique: herbe
Nom scientifique 

Anagrammes  29  atatra, tarata

Mis à jour le 2023/06/15