|
|
|
|

Entrée1  atatao
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  tatao
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Atao, apetraka eo ambony loba: Natataony ny sininy dia lasa izy fa tsy nila resaka tamin' ny mpantsaka namany
Ampiana hametraka eo ambony loba: Natataon-jokiny izy fa tsy zakany ilay siny ~ Atataovy aho ray olona, fa mavesatra ny anjarako (Dox)
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot atatao

Mis à jour le 2025/07/29