| Entrée | 1 atao | 
| Radical | 2 tao | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Karakaraina sy vitaina: Ataovy ny raharahanao fa aza be resaka eo Anamboarana: Hataoko latabatra ity hazo tsara tarehy Ampiasaina: Nataony mpampianatra ny zanany aho Apetraka: Teto no nataoko ny satroko, nefa mahagaga fa tsy hitako eto intsony Ampidirina: Natao an-tranomaizina ilay mpangalatra Ahosotra, apetaka: Fanafody atao amin' ny tongotra Heverina: Nataoko ho efa vitanao ny fafa trano Antsoina: Fantatrao ve ilay zaza atao hoe: Isambilo? [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be done [1.7] | 
| Explications en français | 6   qu'on fait, qu'on fabrique [1.8] | 
| Exemples | 7   Lazaiko anao kosa anefa fa hataoko tsy maintsy henon'ny lehiben'ny distrika
[2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 12 36 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 14 aato, 15 aota, 16 atao, 17 Atoa, atoa | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |