Entrée atanontanona (tanontanona)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache apetraka hijerijery eo akaikin' ny olona mihinana na miasa: Aza atanontanona eo akaikin' ny olona mihinana ny zanakao fa mitory tsy fahalalam-pomba izany [Rajemisa 1985]
Morphologie 
atanontanona
atanontanoko
atanontanonao
atanontanony
atanontanontsika
atanontanonay
atanontanonareo
atanontanon'
atanontanon-
atanontanom-
atanontano-
natanontanona
natanontanoko
natanontanonao
natanontanony
natanontanontsika
natanontanonay
natanontanonareo
natanontanon'
natanontanon-
natanontanom-
natanontano-
hatanontanona
hatanontanoko
hatanontanonao
hatanontanony
hatanontanontsika
hatanontanonay
hatanontanonareo
hatanontanon'
hatanontanon-
hatanontanom-
hatanontano-
atanontanony

Mis à jour le 2020/07/31